The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Fandraharahana, Governance, Aterineto & Fifandraisan-davitra, Lalàna, Saripika, Fanatanjahantena, Teknolojia
Teny:
Shinoa, Malagasy, Anglisy
Manokana:
Olympics

 
Olympics

Ity lahatsoratra ity dia avy amin'ny lalao Olympika 2008 Beijing Sina, nojeren'i John Kennedy sy nosponsorizen'i Reuters -



ProState in Flames izay mpitatitra an-gazety sy mpiblaogy no mitatitra mikasika ny fanambarana nataon'i Xu Chao, izay tale jeneralin'ny sampan-draharaha misahana ny zon'ny mpamorona [copyright] izay nanambara fa raràna ny fakana lahatsary manodidina ny lalao Ôlaimpika mba hanapariahana azy amin'ny blaogy, satria heverina ho tsy fanajana ny zo mifehy ny famoronana izany.

Dia velom-panontaniana ilay mpametraka hafatra faharoa hoe : “Mba azonaoreo ambara ve hoe iza no tompon'ny zom-pamoronana ireo lahatsary izay mikasika ny lalao Ôlaimpika ?

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.