The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Colombia
Lohahevitra:
Ny maha-olona, Ady & Fifandirana
Teny:
Espaniola, Malagasy

 

Tienen Huevo mankalaza ny fanafahana an-dRamatoa Ingrid Betancourt izay nalain'ny Mpiady anaty akatan'ny FARC ary notazoniny an-keriny [nandritra ny 2318 andro] any Kôlòmbia :

Bienvenida Ingrid… Estamos a la espera de recuperar el tiempo perdido…

“Tongasoa Ingrid… Tsy andrinay ny hanonerana izay fotoana very izay… ”

[FANAMPIM-PANAZAVANA : kandida ho filoham-pirenena, nalain'ny mpiady anaty akatan'ny FARC Tafika Revolisionare Kôlômbiana [Fuerzas armadas revolucionarias de Colombia] tamin'ny 23 Febroary 2002]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.