The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Angôla : Tatitra an-tsary

momba ny mpandika teny

2008-06-27 @ 13:46 EDT · Mpanoratra Paula Góes

Mpandika Tomavana· vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Angola
Lohahevitra:
Ideas, Children, Education, Photography
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly any Libangue any Angôla :

A escola não tem nada além do que se vê: pedras a servir de cadeira e as carteira são os joelhos. Estão matriculados nesta aldeia 4100 alunos, as aulas começam ás 7,30 e terminam ás 18, 30.

“Sekoly izay tsy misy zavatra hafa ankoatr'izay hitanareo eo amin'ireo sary ireo : vato [biriky] no mba fipetrahana ary ambonin'ny tongotra no mba dabilio fanoratana. Mahatratra 4100 ny isan'ireo mpianatra ao amin'ity tanana ambanivotra ity, manomboka amin'ny 07:30 ora maraina ny fampianarana ary tsy mitsahatra raha tsy amin'ny 18:30 ora hariva.”

Hamela valiny