The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Togo
Lohahevitra:
Music, Entertainment
Teny:
French, Malagasy

 

Kangi Alem no mitatitra mikasika an'i Vanessa Worou, mpihira vavy Tôgôley vao misondrotra :

Un petit air de Kidjo, par endroit, mais dans l’ensemble une assurance dans le chant et une orchestration simple, efficace

“tsindraindray ohatry ny mampahatsiahy an'i [Angelique] Kidjo izany, kanefa rehefa aravona dia, fahatokisana amin'ny fomba fihirana ravahina rafi-java-maneno tsotra anefa mahomby.”

Mpanoratra Jennifer Brea

Hamela valiny