The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kenya, South Africa
Lohahevitra:
Fitantànambola, Teknolojia
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Collins Mbalo no manontany ao amin'ny A Nairobian perspective ! [fomba fijerin'ny mponin'i Nairobi iray] raha “efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?” fampiasa amin'ny Aterineto :

I believe that maybe Paypal does not recognize the potential and opportunities available in Africa and it is time we trumpeted this cause and let them know they are loosing out and costing us!

Hevriko fa angamba tsy tsapan'ny orinasa Paypal izay vokatsoa mety ho azony trandrahana aty Afrika ka fotoana rariny hoantsika ny hidradradradra sy hivoy izany sy hampahafantatra azy fa very fihinanana ry zareo moa isika very vola !

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.