The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Hope no mivoy ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika fitadiavana famatsiana ireo Zimbaboeana zanaka am-pielezana izay maniry ny hiverina an-tanindrazana mba hifidy :

Sponsorship options include assisting an employee with a return ticket, paying for one or more seats on a bus via the www.votezim.com website, or even sponsoring an entire bus.

“Isan'ny fomba famatsiana amin'izany ny tolotra tapakila mandroso sy miverina, ny fandoavana tapakila faharoa amin'ny fiarabe fitaterana amin'ny alalan'ny vohikala www.votezim.com, na koa fanofana ny fiarabe iray manontolo.”

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.