The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Puerto Rico (U.S.), U.S.A.
Lohahevitra:
Hevitra, Cyber-Activism, Fifidianana, Ethnicity, Tantara, Fanavakavahana
Teny:
Malagasy

 

Gil the Jenius dia mihevitra fa tokony haka lesona iray na roa amin’ny zava-bitan’i Barack Obama i Puerto Rico : “Ekena fa misy fanavaham-bolon-koditra ao Puerto Rico. Ekena fa misy fiantraikany eo amin’ny resaka politika izany. Nefa raha hilaza ianao fa tsy mampaninona izany, na hoe tsy misy fotsiny izao, dia ekeo fa isika ihany no mametra ny Maha-isika antsika sy ny Hoavintsika.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.