The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Japan, Mozambique
Lohahevitra:
Food, International Relations
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Manoina ny antso avon'ny fanjakana Japôney mba hisian'ny fiaraha-miasa hanampy an'i Afrika, mba hampitombo avo roa heny ao anatin'ny folo taona ny vokatra vary any Afrika, nandritra ny fivoriambe Iraisam-Pirenena TICAD [Tokyo International Conference on African Development] izay natao tany Yokohama, any Japàna, i Elísio Macamo no mizara ny fanontaniany ao amin'ny Ideias críticas [hevitra fitsikerana] :

Passados dez anos a produção de arroz em África é o dobro do que é hoje. A população manteve-se constante? O nosso paladar manteve-se constante? O nosso estilo de vida manteve-se constante?

“Afaka Folo taona, ho avo roa heny [monja] ny vokatra vary aty Afrika raha manoatra izay ankehitriny. Moa tsy hihetsika va ny isan'ny mponina ? Moa tsy hiova va izay fomba fisakafoanantsika ? Moa tsy hivoatra va izay fomba fiaianantsika andavan'andro ?”.

Mpanoratra Paula Góes

1 hevitra

  1. Curtinhas da semana quinzena « lusosfera Miteny hoe:

    [...] a África a dobrar a produção de arroz. Veja no blogue moçambicano os motivos. [en, pt, fa, mg, zht, [...]

Hamela valiny