The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Kilonga, Cyber-Activism, Fifidianana, Zon'olombelona, Fanoherana, Politika
Teny:
Anglisy

 

Nolazain’i Unzipped (tsy voafintina) fa somary nihilana ho amin’ny lafiny politika kokoa tamin’ity taona ity ny fanamarihana manerantany ny andron’ny ankizy, isaky ny voalohan’ny volana jona, nomarihan'ny fianakavian’ireo mpanohitra notazonina am-ponja omaly (voalohany volana jona)tamin’ny alalan’ny fihetsiketsehana nataony  teo akaikin’ny biraon’ny lehiben’ny fampanoavana sy ny masoivohon’ny Firenena Mikambana tao afovoan-tanànan’ Yerevan izany. Miantso no governemanta armeniana ny bolongana mba tsy hanao fanambarana momba ny zon’ny ankizy, fa hanome valiteny mahafapo ny fangatahan’ny (masoivoho) iraisam-pirenena hamotsorana ny rain’izy ireo, maro amin’izy ireo manko no voafonja noho ny fazotoana politika ananany

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.