Zendana ny mpiblaogy Egyptiana Mostafa raha nahatsikaritra taorian'ny fanadihadiana notanterahiny anivon'ny mpiray dia ao amin'ny vohikala Facebook, fa misy ireo namany izay mihevitra fa azo ekena ihany ny fampijaliana atao ny olona iray, mba hanongotana an-tery izay tiana ho fantatra mandritra ny fampanoavana azy.
- Firenena:
- Egypt
- Lohahevitra:
- Human Rights, Law, Software & Tools
- Teny:
- Malagasy, English















Bolivia: resaka fitsaram-bahoaka
- Misaotra! Thanks for the translation!
Greetings from Bolivia
Tohiny »