The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

This is a Photos post
Firenena:
South Africa, Zimbabwe
Lohahevitra:
Photography, Protest, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ireo andian-tsary nalaina nandritra ny filaharana natao mba hanohanana an'i Zimbaboe, izay notanterahina tany Pretoria, any Afrika Atsimo :

These images were taken at a protest march in Pretoria yesterday. The signs say it all.

“Nalaina nandritra ny filaharana mba ho hetsika fanohanana an'i Zimbaboe notanterahina tany Pretoria omaly ireo sary ireo. Heveriko fa tsy ilana kabary hafa fanampiny [fa ampy izay ambaran'ireo sary ireo].”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny