The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Cap Vert : Andron'i Afrika

2008-05-27 @ 12:00 EDT · Mpanoratra Paula Góes

Nandika Tomavana · vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Cape Verde
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Tantara
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Baluka Brazao no manapariaka ao amin'ny Ta sumara Tempo ho fankalazana ny Andron'i Afrika [25 May] ny hosodoko iray nataon'i Robert Colescott ary mitondra ny lohateny hoe : Marching to a Different Drummer [mamindra amin'ny dobok'amponga samihafa] izay raha tazanina avy any Cap Vert :

Colescott apresenta um discurso à volta da percepção branca do preto e a percepção preta do branco e, mostra como o racismo e a inferioridade imposta define a identidade negra.

“Mikasika ny fomba fahitàn'ny fotsy hoditra ireo mainty hoditra sy ny fahitàn'ireo mainty hoditra ireo fotsy hoditra no tian'i Colescott ambara sy ampiharihariana fa ny fanavakavaham-bolokoditra sy ny fanambaniana no ifotoran'ny famaritan'ny mainty hoditra ny maha-izy azy.”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.