The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
South Africa
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Software & Tools, Technology
Teny:
Malagasy, English

 

Black Looks no manapariaka ny fametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo :

The Ushahidi engine is being used to map xenophobic attacks in South Africa at the “United For Africa” website.

“Ampiasaina mba ametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo ny rafikajy Ushahidi ao amin'ny vohikala “United For Africa” [Mikambana hoan'i Afrika].”

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.