Afrika Atsimo: inona ny dikan'ny teny hoe makwerekwere?
Lahatsoratra voadika amin'ny teny:
| English | · South Africa: What is the meaning of “makwerekwere”? |
Ady & Fifandirana
Soritsoritan'i Khanya ny niandohan'ny voambolana hoe “makwerekwere,” tenin-jatovo ho an'ny vahiny any Afrika Atsimo: Mpamaham-bolongana roa liana amin'ny teny sy fiteny ny mitady ny dika sy nipoiran'ny teny hoe “makwerekwere”. Tenin-jatovo ho an'ny vahiny izany, indrindra ireo niditra antsokosoko, ary fampiasako amin'ny lahatsoratra hanoherana ny herisetram-pankahalana nitranga nandritra ny roa volana farany.













































Merci d'avoir visité Globalvoicesonline Malagasy. Ce site est dédié à tous les Malagasy du monde...
Votre blog est une excellente source d'information sur Malagasy. Je n'avais encore rien lu de...