The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Angola, Cape Verde, Equatorial Guinea, Guinea-Bissau, Mozambique, Sao Tome and Principe, Portugal
Lohahevitra:
Hevitra, Diaspora, Fahasalamàna, Tantara, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fiteny
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala :

O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos do II Congresso Internacional da África Lusófona. Organizado pela Universidade Lusófona de Humanidades e Tecnologias, o evento está subordinado ao tema «Agenda Global para a África Lusófona» e contará com a presença de um leque alargado de representantes políticos e sociais dos PALOP [Países Africanos de Língua Oficial Portuguesa], bem como estudiosos que se debruçam sobre estas temáticas.

“Hisy fikaonandoha mandritra ny 2 andro any Lisboana, any Pôrtigala mikasika ny lasa, ny ankehitriny ary izay hoavin'i Afrika, mandritra ny Fihaonambe Iraisam-pirenenan'i Afrika Losôfôna [miteny Pôrtogey]. Ambany fikarakaran'ny Anjerimanontolo Losôfôna mandinika ny maha-olombelona sy ny Teknôlojia, « Diary iombonana hoan'i Afrika Losôfôna » no lohahevitra ifantohan'ireo adihevitra ary handraisan'ny solontenan'ireo sampan-draharaha misahana ny sosialy sy pôlitika maro avy amin'ny vondrom-pirenena PALOP [Firenena Afrikana izay mampiasa ny teny Pôrtogey ho fiteny Ofisialy], sy mpandrato fianarana izay mikaroka mikasika izany lohahevitra izany.”

1 hevitra

  • [...] Hoje comecei escrevendo sobre o II Congresso Internacional da África Lusófona, que acontece em Lisboa nos dias 28 e 29, citanto o Alto Hama. (inglês, português e malagaxe!) [...]


Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.