The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
South Africa, Zimbabwe
Lohahevitra:
Human Rights, Refugees
Teny:
Malagasy, English

 

Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe mikasika izay fihetseham-pon'ny mponina any Zimbaboe mikasika ny fanenjehana / fanafihana ataon'ny tompotany ireo vahiny mpila ravinahitra mialokaloka any Afrika Atsimo :

The xenophobic attacks against migrant workers in South Africa is having its inevitable knock on impact on people here in Zimbabwe too […]
I wonder how many foreigners around the world, looking at this display of violence, are looking forward to travelling to South Africa to watch world cup football there?

“Ireo fanenjehana / fanafihana ireo vahiny mpila ravinahitra mialokaloka any Afrika Atsimo dia manana ny fiantraikany amin'ny mponin'i Zimbaboe tokoa.”
Mba manontany tena aho raha mba ampahafirin'ireo vahiny eran'izao tontolo izao izay mahita izao herisetra mitranga any Afrika Atsimo izao no mbola tapak'hevitra ihany ny hanatrika ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondaka eran-tany amin'ny lalao baolina kitra [coupe du monde izay atao amin'ny 2010] ?

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny