Cap Vert : Adiny telo ny filaharana hifidianana

Eileen Barbosa no mitatitra ao amin'ny Soncent fa naharitra hatramin'ny adiny telo ny filaharana hifidianana omaly [Alahady 18.05.2008] tany Cap Vert :

Pessoalmente, achei muito pouco admissível, mas muita gente foi mais longe e… desistiu! Pudera, mais de três horas à espera, num Domingo… Esperemos que tenha sido a primeira e última vez que isto aconteceu!

“Raha izaho manokana aloha dia mahita fa tena tsy rariny mihitsy, satria betsaka ireo izay niainga avy lavitra … anefa dia lasa tsy nifidy nony farany [nohon'ny halavan'ny filaharana] ! Tsy azo omena tsiny izy ireny, aiza ve ka naharitra niandry nihoatry ny ora telo amin'izato andro Alahady … Antenaiko fa izao no fotoana voalohany sady farany itrangan'ny toe-javatra toy izany !”

1 hevitra

  • […] Para compensar, a notinha e um blogue novo na nossa cobertura, o soncent, sobre as três horas mínimas de espera na fila de votação para votar nas eleições de Cabo Verde, domingo passado, foi traduzida em português e malagaxe. […]

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.