The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Elections, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net, i Amanda Atwood no miantso ny vahoaka any Zimbaboe mba handrombaka ny fitondrana hiverina indray eo am-pelatànany :

As Zimbabweans, we also have to start taking our power - from the politicians and unelected ministers and military authorities who are running the country instead of the democratically elected parliament.

“Amin'ny maha-Zimbaboeana antsika, mila koa isika manomboka mandrombaka ny fitondrana - mandrombaka azy eo an-tànan'ireo mpitondra sy ministra tsy voafidy intsony ary ireo fanapahana miaramila izay mitondra ny firenena ankehitriny, raha ny Antenimieram-pirenena izay lany tamin'ny fomba demôkratika no tokony hanao izany.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny