The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Cape Verde
Lohahevitra:
Elections
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Abraão Vicente no manapariaka hosodokon'i Gilbert & George ao amin'ny Um Janela Prindadu na Paredi Mundu handravaka izay fijeriny ny fifidianana izay hotanterahina aty ho atsy any Cape Vert :

Estou um pouco confuso, confesso. Em tempo de campanha eleitoral parece que tudo é fácil. Parece que todos os sonhos são possíveis de se concretizar. Esbanjam-se promessas e distribuem-se beijos e abraços

“Tena miaiky aho fa somary very indray tamin'ity indray mitoraka ity. Nandritra ny fotoana fampielezan-kevitra toa tsotsora avokoa ny zava-drehetra. Toa azo notanterahina daholo ireo nofinofy rehetra. Fampanantenana maro no nomena narahina izay toky fizarana safosafo sy orokoroka.”

Hamela valiny