The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Business, International Relations
Teny:
Malagasy, English

 

Thy Glory O Nigeria..! [Izato Lazanao ry Nizeria..!] no manapariaka ny antso hanaovana ankivy ny British Airways hoan'ireo Nizeriana mpiray tanindrazana aminy :

Boycott British Airways. We can do with one “less” airline. Nigerians are very respectful and hardworking people and they deserve to be respected. British Airways does not respect Nigerians.

“Andao hatao ankivy ny British Airways [orinasam-pirenena fitanterana an'habakabaka Anglisy]. Mahavita-tena isika na dia “mihena” aza ny isan'ireo orinasam-pitaterana an'habakabaka [mandeha aty Nizeria]. Tena olona manaja ny hafa sy mpiasa mahafatra-po ny Nizeriana ka mendri-kaja. Tsy mba manaja antsika Nizeriana anefa ny British Airways.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny