The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Jordan, U.S.A.
Lohahevitra:
Hevitra
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Lulu izay mpiblaogy Jordaniana monina any Amerika no manapariaka ao amin'ny memoirs of Lulu [ireo tahirin'i Lulu] mikasika ny fasana ambanin'ny ranomasina hoan'ireo izay tia ny ranomasina fahavelony any Florida, Amerika :

The Neptune Memorial Reef as a uniques resting spot for people who loved the sea. It is also a heaven for divers :

About 14 metres beneath the ocean's surface lies a cemetery with gates, pathways, plaques and even benches

“Ny fasana Neptune Memorial Reef dia toerana tokana ahafahan'izay olona tia ny ranomasina fahavelony, mandry am-piadanana. Sady Paradisa hoan'ireo mpilomano an'irika koa :”
Tokony ho sahabo 14 metatra ambanin'ny ranomasina no itoeran'ity fasana izay ahitana vavahady, lalankely, vato mitondra izay soratra mikasika ireo maty ary hatramin'ny seza fialantsasatra [toy izay fahita ety ambonin'ny tany] aza.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.