The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Albania
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Travel
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania :

Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic????
It's been a grey, overcast day and I thought it was time for some cheery colour!
Enjoy!

“Asa raha azonareo an-tsaina hoe manakory izany miaina anivona tanàna izay mampiraty trano miravaka mampiaiky volana toy izao ? ? ? ?
Nanjombona ny andro androany ary dia noheveriko fa fotoana mety sy hizarana aminareo ireto loko marevaka sy miramirana ireto !
Mahaiza mankafy !”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.