The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Malawi
Lohahevitra:
Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Boni Dulani no manapariaka ny fijeriny izay heveriny ho sarintsarina “fanomana fanonganam-panjakana” any Malawi :

Call me naïve, but some things do not add up to this alleged new “coup plot” against the Mutharika presidency. Instead, it gives me a sense of déjà-vu: taking us back to the dark days of the Banda presidency.

“Tsy maninona fa ataovy hoe izaho no “Zefa” [dondrona] fa misy zavatra tsy mazavazava amiko amin'izao dradradradraina hoe “fanomana fanonganam-panjakana” hafa vaovao izay mitetika ny fitondran'ny filoha Mutharika izao. Raha ny fijeriko azy aza dia ohatry ny [tsy vaovao intsony fa] “filma efa nandeha” izay mampahatsiahy antsika ny andro manjombona tambany fitondran'ny filoha Banda taloha.”

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.