The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Malawi
Lohahevitra:
Lalàna, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Cryton Chikoko no mitatitra ao amin'ny blaogy Stories on Malawi [tantara mikasika an'i Malawi] fa misy olona maro hafa izay nosamborina noho ny fiampangana azy ireo ho “nanomana fanonganam-panjakana” tany Malawi :

Malawi has arrested two senior army officers for plotting to overthrow the government, police said on Wednesday, a day after the arrest of two opposition leaders on the same charges.

“Manamboninahitry ny tafika roa lahy no nosamborin'i Malawi, nohon'ny fiampangana azy ireo ho nanomana fanonganam-panjakana, araky ny nambaran'ny Polisy tamin'ny Alarobia lasa teo, ny ampitson'ireo fisamborana ireo dia olona roa izay sangany amin'ireo mpitarika ny antoko mpanohitra koa no nosamborina noho ny fiampangana sahala.”

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.