Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? :
Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ’s “Photo Issue” that came out this month. I guess we’ll have to wait till their “Africa” issue
“Ny mpaka sary Afrikana Tatsimo Pieter Hugo, no mpaka sary Afrikana izay hany ampiratian'ny vohikala JUXTAPOZ amin'ny raki-tsary manokana “Photo Issue” izay ataony mandritra ity volana May 2008 ity. Angamba mila miandry [ny amoronany] izay raki-tsary “natokana hoan'i Afrika” isika [vao hahita sary maromaro avy any Afrika kokoa]”
Mpanoratra Ndesanjo Macha
Fikirizana ny mpitoraka blaogy iray hanampy any Baby Kamba ...
-
salut,azafady raha manoratra ity mail ity izaho,lazao hoanahy iza...
Tohiny »