The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

This is a Photos post
Firenena:
Jordan, United Arab Emirates
Lohahevitra:
Development, Travel
Teny:
Malagasy, English

 

Sha3teely mpiblaogy Jordaniana no mizara izay eritreriny raha nitsidika ny tananan'i Dobay andro vitsy izy sady nanapariaka sary vitsivitsy :

This trip simply showed me how much poor, unimportant, dispensable and small creature I am… it showed me how big is the world and how far are we. It showed me that there are whales and planktons… I am no more than a tiny plankton.

“Ity dia iray ity, dia nampiharihary tamiko izay farahidin'ny fahantrako, ka sady olona bitika no tsy misy dikany aho … nampiseho tamiko koa izay mety ho halehiben'izao tontolo izao sy izay halavirana mety hanelanelana antsika. Nanambara tamiko fa misy ireo trozona ary misy ireo patsa … ary izaho dia tsy mihoatr'izay patsa bitika.”

Mpanoratra Amira Al Hussaini

2 hevitra

  1. Tomavana Miteny hoe:

    Ohatry ny miteraka faniriana ny mba hamangy io tanana io koa ny fahitana ireo sary sy ny fandrenesana fa vao avy nitsidika an’i Dobay koa ny namana Mialy >>

  2. Ramala Miteny hoe:

    Maro tokoa ny olona manana hetaheta mba handalo io toerana io. Anisany ny Malagasy.Raha Jordaniana no efa miaiky izany, mba ahoana re isika ?

Hamela valiny