The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Elections, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Hope no manapariaka ao amin'ny blaogy this is Zimbabwe ireo fepetra takian'i Morgan Tsvangirai alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe :

This morning’s press conference saw Morgan Tsvangirai confirm that he would face Robert Mugabe in a run-off, but he has conditions which he says need to be met. We heard the news via sms […] The conditions include :

  • Security of law
  • The violence must stop immediately
  • A new Zimbabwe Electoral Commission
  • Geroge Chiweshe must go (the head of ZEC, above)
  • A free press - local and international
  • A SADC peacekeeping force are wanted on the ground
  • Unfettered access for international observers
  • “Tamin'ny alalan'ny fihaonanan tamin'ny mpanao gazety anio maraina dia nahitana an'i Morgan Tsvangirai nanamafy ny hiatrehany an'i Robert Mugabe amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena [any Zimbaboe], anefa misy fepetra tsy maintsy fenoana ho izy alohan'izany. SMS no loharanom-baovaoa nandrenesanay izany […] Anisan'ireo fepetra izay takiana ny tokony :

  • Fanajàna ny làlana
  • Fampitsaharana avy hatrany ireo herisetra isan-karazany
  • Fanavaozana ny sampandraharaha misahana ny fifidianana ZEC [Zimbabwe Electoral Commission]
  • Fandroahana an'i Geroge Chiweshe (filohan'ny ZEC, vakio eto ambony)
  • Fahalalahana tanteraka hoan'ireo mpanao gazety - na tompontany izy na vahiny
  • Fahatongavana sy fanelanelanan'ireo miaramila mpampandry tanin'ny vondrom-pirenena Afrikana SADC
  • Fahalalahan'ireo mpanara-maso iraisam-pirenena amin'izay raharaha mikasika ny fifidianana rehetra”
  • Manomboa ny resaka

    Mpanoratra, azafady hiditra »

    fanampiana

    • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
    • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.