The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Angola
Lohahevitra:
History
Teny:
Portuguese, Malagasy

 

Carlos Pereira no mampita ao amin'ny blaogy meus escape [ny fitsoahako ny figadrana] ny lahatsary mahaliana izay hitany mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay ahitana ny fitsoahan'ireo taranaky ny voanjo sy Angôley fotsy hoditra marobe avy any Luena, ary ahitana zava-miseho izay heveriny ho toy ny :

Momentos de grandes dramas das vítimas de uma descolonização desastrosa

“fotoan'ny fahavoazana lehibe hoan'ireo izay voatery nisedra ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay nitari-doza.”

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.