The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Lebanon
Lohahevitra:
Media, War & Conflict
Teny:
English

 

“Nitomany araka izay tratry ny heriko aho raha nandre fa tandindonin-doza ny tanàna ravan'i(vohitra haolo) Baalbek. Tsy mampivarahontsana ihany fa mahatsiravina ihany koa, toa hoe potika tanteraka avokoa ny tahirin-kevitra, tahirintsary (tahiry 18 taona) ary tahirom-peon'ny foibem-pampielezantsary (TV) iray vao saiky hisokatra!” voasoratry Mirvat momba ny fahapotehana trano fampielezan-tsary iray.

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.