“…fifandraisana tsara aro tany amin'ny tany tsy azo idiran'ny olona hafa ary nanampy ny mpitolona niady tamin'ny miaramila Isiraeliana niaraka tamin'ny fitaovany harifomba nandritra adin'ny fahavaratra 2006 ilay fifandraisandavitra ifaneraseran'ny Hezbollah manokana niteraka ny fifanandrinana farany teo” hoy ny GPC nilaza ny anton'ny ady mitranga ankehitriny any Libanona.
- Firenena:
- Lebanon
- Lohahevitra:
- Internet & Telecoms, War & Conflict, Politics
- Teny:
- English












Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »