The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Eritrea, Ethiopia, Somalia, Sudan, Zimbabwe
Lohahevitra:
War & Conflict, International Relations, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika :

According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance.

“Araky ny flazan'ny vohikalan'ny Sampandraharaha Amerikana fiadidiana an'i Afrika, Sômalia — izay nidiran'ny Amerikana an-keriny tamin'ny volana Janoary 2007 sady notohanan'ny Ethiopiana, tambanin'ny foto-kevitra hoe hanenjehana ny fikambanana mpampihorohoro Al-Qaïda — dia tena miandrandra fanampiana mafy mihitsy.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

Hamela valiny