The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Ethiopia
Lohahevitra:
Zon'olombelona, Lalàna, Mozika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Nazret no mandrohy any amin'ny lahatsoratra mikasika ny mpanakanto fanata-daza Teddy Afro any Ethiopia :

The Federal High Court of Ethiopia has this morning denied bail for the release of Tewodros Kassahun (Teddy Afro). The 30-year-old sensational singer, who is accused of a hit and run homicide, will spend the duration of his trial in prison.

“Nolavin'ny fitsarana avon'i Ethiopia io maraina io ny fangatahana famotsorana tam-ponja vonjimaika omban-takalo, an'i Théodoros Kassahun (Teddy Afro). Ity mpihira malaza izay 30 taona ity dia voapanga ho nandona sy nahafaty olona ary nandositra, any am-pigadrana izy no hiatrehany ny fiandrasany ny fotoana hitsarana azy.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.