Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny vao tsy ela.
- Firenena:
- Cuba
- Lohahevitra:
- Freedom of Speech, Cyber-Activism, Diaspora, Human Rights, Internet & Telecoms, Media, Travel, Politics
- Teny:
- Malagasy, English











Dobay : Trozona sy patsa...
-
Ohatry ny miteraka faniriana ny mba hamangy io tanana io koa ny f...
Tohiny »