The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Cuba
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Development, Diaspora, Economics, Internet & Telecoms, Technology, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà :

The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are there but are still beyond the reach of the vast majority of citizens.

“Efa amidy any La Havane ankehitriny ireo solosaina nampanantenaina vao efa tsy ela akory - ary mahazendana fa olomaro no indray mirohotra mividy azy ireny. Tsy mbola mahazo mampiasa ny Aterineto anefa izy ireo, satria mbola ilana fahazoan-dàlana manokana ny fanokafana adresy imailaka […] Misy azo vidiana tokoa ireo entam-barotra saingy mbola tsy takatry ny ankamaroan'ny mpanjifa.”

Mpanoratra Janine Mendes-Franco

Hamela valiny