The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Zimbaboe : Valin'ny fifidianana filoham-pirenena

momba ny mpandika teny

2008-05-06 @ 12:45 UTC ·

Mpandika Tomavana


Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Elections, Politics
Teny:
Malagasy, English

 

Hope no mitatitra ao amin'ny This is Zimbabwe ny valiny ofisialy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe :

Here are the total counts per presidential candidate, according to The Herald. We were hoping to see the breakdown by constituency… but not yet it seems […]

Morgan Tsvangirai Robert Mugabe Simba Makoni Langton Towungana Total Vote Spoilt
1195562 1079730 207470 14503 2497265 39975
47.9% 43.2% 8.3% 0.6% 100%  
“Indro ny kaontim-pifidianana filoham-pirenena farany isaky ny kandida, arak'izay napariaky ny gazety The Herald. Nanantena ny fitsinjarana isam-paritra izahay … saingy toa mbola tsy vonona angaha […]”
Morgan Tsvangirai Robert Mugabe Simba Makoni Langton Towungana Totalin'ny mpifidy Fotsy
1 195 562 1 079 730 207 470 14 503 2 497 265 39975
47.9% 43.2% 8.3% 0.6% 100%

Hamela valiny