The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Mozika, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Natasha Msonza no manoratra ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net momba ny fihaonan'ny poeta [Poetry Café] any Harare, Zimbaboe :

At the HIVOS Poetry Café on May Day poetry lovers were fed with combinations of humor, political satire and protest music and poetry.

“Ireo mpiangaly poezia dia vokin'ny hatsikana sy vazivazy pôlitika, sy fanoherana, sy mozika ary poezia nandritra ny HIVOS Poetry Café na fihaonan'ny poeta manodidina ny fisotroana kafé [amin'ny toerana iray] izay notanterahina ny voalohan'ny volana May [May Day].”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.