The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Economics, Finance
Teny:
Malagasy, English

 

Bulawayo no mitatitra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe momba ny zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama any Zimbaboe :

Today is pay day. I received a gross wage of just under $860 million. I also received benefits being $400 million dollars as a transport allowance and $67 million as a housing allowance. These benefits were awarded by the government as some sort of assistance towards the rising inflation. Gross earnings approx. $1,3 billion.

“Andro fandraisan-karama androany. Vola mitentina 860 tapitrisa $ ZIM latsaka kely no karama voaraiko noraisiko. Miampy izany ny 400 tapitrisa $ ZIM ho fanonerana ny fandaniana tamin'ny fitaterana, ary 67 tapitrisa $ ZIM ho fanampiana amin'ny hogantrano. Ireo fanampiana samihafa ireo dia natolotry ny fanjakana ho fiadiana amin'ny fisondrotry ny vidim-piainana. Mahatratra 1,3 lavitrisa $ ZIM izany ny karamako noraisiko [milliards].”

Hamela valiny