The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Hevitra, Development, Ekonomia, Labor
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika :

A Burocracia também é a causa de muitos problemas ligados ao mercado de trabalho pois granded parte das decisões não são coerentes e reais com a realidade econômica, onde os gastos públicos (gatos do Governo) são muitas vezes decididos por via de interesses políticos e não condizentes com o mercado.

“Miteraka olana maro teo anivon'ny tsenan'ny asa koa ny Biraokrasia [fahavesaran'ny fikarakarana ireo atontantaratasy ilaina isan'amabaratongany eo amin'ny fanjakana], indrindra noho ireo fanapahan-kevitra izay tsy mifanaraka amin'ny harinkarena tena izy, na koa ireo fandaniam-bolam-bahoaka (firobaroban'ny fanjakana) izay mifototra amin'ny tombotsoa pôlitika fa tsy mifanaraka amin'izay lalànan'ny ‘ty sy ‘nday [mipetraka eo amin'ny tsena].”

1 hevitra

  • [...] Rabiscando Moçambique, sobre os altos índices de desempregono país e o papel do governo nisso, em PT e EN, e na verdade também em Malagaxe [...]


Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.