The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Poland
Lohahevitra:
Humor, Travel
Teny:
Malagasy, English

 

Polandian no manolotra izay dikan'ireo andry mitondra toro-làlana any Pôlôna :

Polish drivers have a rather relaxed attitude to traffic laws. It may be necessary to provide an interpretation of some of the more common road signs for visitors […] All road signs should be taken with a pinch of salt and interpretations read with tongue firmly in cheek.

“Arak'izay sitrapony no anarahan'ireo Pôlôney ny lalàm-pifamoivoizana. Ka angamba mety hahasoa ireo mpitsidika ny fanolorana fanampim-panazavana izay dika tokony iheverana ireo andry mitondra toro-làlana [panneau] fahita matetika  […] Ireo andry mitondra toro-làlana tsirairay dia mila raisina amin'ny fomba maivana ary ny dikany heverina miaraka amin'ny lela abotsina mafy ao anaty takolaka.”

Hamela valiny