The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Laos
Lohahevitra:
Development, Governance, Humor
Teny:
Malagasy, English

 

Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos :

Lao people are usually very friendly and hospitable. You see a lot of smiles, and especially a lot of enthusiasm from children towards foreigners. But there’s more to happiness than being nice to guests and smiling. I think the convivial behaviour to guests can be wrongly equated to happiness.

“Tena mora ihavanana sy mandray vahiny tsara ny ankamaroan'ny vahoaka Lao. Tsikitsiky matetika no mandravaka ny endriky ny olona izay ihaonanao ary ireo ankizy dia liana tokoa isaky ny izay mihaona amin'ny vahiny. Anefa mbola mihoatra lavitra noho izay fahaiza-mandray vahiny sy fitsikitsikiana ny atao hoe fiadanana. Manahy aho sao misy diso ka mihevitra fa taratry ny fiadanana ny fahalala-pomba ara-pandraisam-bahiny.”

Hamela valiny