The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Malawi, Zimbabwe
Lohahevitra:
Vaovao Mafana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Hope no velom-panontaniana ao amin'ny blaogy This is Zimbaboe raha Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ? :

The Nyasa Times has this report today and it seems a lot more plausible to me than yesterday’s Hollywood-style information regarding Venezula…
Malawi government has sent a top three man national intelligence experts to Angola to look at ways of helping Zimbabwe’s President Robert Mugabe clear the weapons aboard the beleaguered Chinese ship that has docked in Luanda, Angola

“Nanao tatitry ny gazety The Nyasa Times androany izay heveriko manokana ho ohatry ny mari-pototra kokoa noho ireo vaovao ara-Hollywood izay fandre mikasika an'i Venezoela …
Nandefa telolahy manana trakefa amin'ny fitsikilovana any Angôla i Malawi mba hikarohana tetika izay ahafahana manolotra fanampiana hoan'ny filoha Zimbaboeana Robert Mugabe mba hamotsorana ireo fitaovam-piadiana raikitra eny amin'ny sambo Shinoa izay tsy misy te handray, raha niantsona tany Luanda, Angôla izy io”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.