“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground, (Barbada ambanin'ny tany) raha miresaka momba ny fanamby miandry ny toe-karenan'ny nosy izy.
- Firenena:
- Barbados
- Lohahevitra:
- Cyber-Activism, Development, Ekonomia, Fifidianana, Angovo, Media, Politika
- Teny:
- Anglisy














