The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kyrgyzstan
Lohahevitra:
Development, Saripika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Namangy an'i Naryn ny The Azamat Report ary dia mizara sarin'ny làlana mitondra mankany izay faritra be tombohitra tokoa any Kyrgyzstana :

The road between Bishkek and Naryn connects Kyrgyzstan to China, which has been exporting tons goods (food, clothes, electronics, etc.) to Kyrgyzstan.

“Ny arabe mitondra avy eo Bishkek mankany Naryn no mampitohy an'i Kyrgyzstana amin'i Shina, izay manondrana entam-barotra (sakafo, akanjo, fitaovana elekrônika, sns, sns, …) aman-taonina any Kyrgyzstana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.