Kôngô-Brazzaville : Fiarovana ireo sokatra an-dranomasina

Congopage dia mitatitra mikasika ny andraikitry ny fikambanana Rénatura Congo izay misahana ny fiarovana ireo sokatra an-dranomasina any Repoblikan'i Kôngô :

Rénatura est actuellement dans sa huitième année d’action en faveur des tortues marines sur le littoral du Congo-Brazzaville […]

C’est à la saison de ponte que les tortues sont les plus visibles. Entre les mois d’octobre et de mars, elles gambadent sur les plages afin de déposer leurs œufs dans le sable […]

Les tortues marines sont menacées de disparition dans le monde entier. Leurs œufs sont menacés par les insectes, les crabes, les varans, les mangoustes, les chiens et les oiseaux lors de l’incubation des œufs. Les nouveaux nés sont la proie des oiseaux dans leur course du nid à l’eau, puis par des poissons carnivores de leur arrivée dans la mer jusqu’à ce qu’elles atteignent l’âge adulte. Dès lors leur taille importante fera que leurs seuls prédateurs seront les gros requins et les orques. Ainsi, on estime que sur une centaine d’œufs, seul une tortue atteindra l’âge de se reproduire à son tour […]

Terminés les ragouts ou brochettes de tortues. La raison ? Un partenariat avec les pêcheurs du Kouilou. Ceux qui capturent accidentellement une tortue dans leurs filets s’engagent à la relâcher. En échange, l’association leur fournit du fil et des aiguilles pour réparer les trous causés par l’animal. L’opération rencontre un écho positif auprès des pêcheurs et pas moins d’une centaine de tortues est relâchée chaque mois

“Efa amin'ny faha-8 taonan'ny fiarovana ireo sokatra an-dranomasina amin'ny morontsiraky Congo-Brazzaville ankehitriny ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG] Rénatura Congo […]

Amin'ny fotoam-panatodizana no ahitana indrindra ireo sokatra an-dranomasina ireo. Manomboka amin'ny volana Oktobra ka hatramin'ny volana Martsa dia indreny hita mandehadeha eny amin'ny torapasika amorontsiraka mba hanitrika ireo atodiny […]”

Tandidomin'ny lozan'ny fahafongorana manerana izao tontolo izao ireo sokatra an-dranomasina. Mandritra ny ftoam-pikotrehany dia maro karazana ireo mpihaza ireo atodiny : biby madinika isan.-karazany, foza, varans, mangoustes, alika sy vorona. Ireo sokatra madinika vao foy kosa dia hazain'ny vorona amin'ny hazakazaka vonjy aina amonjeny ny ranomasina, ary avy eo kosa dia ireo trondro vaventy mandra-pahazahoan'ny sokatra ny vatana vaventy. Amin'izay fotoana izy dia ireo Atsantsa sy ireo Orques sisa no mihaza azy. Heverina fa amin'ny atody zato, dia tokana monja ny sokatra izay afaka manana anaka indray […]”

Tapitra hatreo izany ny sakafo matsiro namboarina avy amin'ny sokatra [any Kôngô]. Ny antony ? Fiaraha-miasa mipetraka amin'ireo mpanaraton'ny faritry Kouilou. Ireo izay nahasambotra sokatra tsy nahy dia manome toky n hamotsotra azy ireny. Takalon'izany, ny fikambanana Rénatura Congo dia mamatsy azy ireo ara-pitaovana : kofehy sy fanjaitra mba hanamboarany ireo harato izay simban'ireo sokatra. Azo ambara fa tena mahomby tokoa izany fiaraha-miasa amin'ireo mpanjon izany satria tsy latsaky ny 100 isam-bolana ireo sokatra naverina an-dranomasina tamin'izany fomba izany.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.