The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

This is Zimbabwe no manapariaka Izato fahamarina manelingelina izay tatitra navoaky ny Fanaraha-maso ny fivoatry ny Demôkrasia any Afrika Atsimo IDASA [Institute for Democracy in South Africa], mikasika ny fifidianana any Zimbaboe:

The 15 page report is titled ‘The Inconvenient Truth: A complete guide to the delay in releasing the results of Zimbabwe’s presidential poll.’, and can be downloaded in .pdf format from our website here.

“Tatitra 15 pejy izay nampitondraina ny lohateny hoe : ‘Izato fahamarina manelingelina : fanazavana feno mikasika ny fahataran'ny famoahana ny valim-pifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe.’ Azonareo akana dikamitovy pdf. eto amin'ny vohikalanay.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.