The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Ekonomia, Fifidianana, Fitantànambola, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Township Vibes no manontany ao amin'ny blaogy My Zimbabwe Today ireo izay maniry ho filohan'ny Zimbaboe :

Today the Zimbabwean dollar is trading at $200 million to £1. Yes that's true, 200 million dollars for one British pound. Not at all surprising to most Zimbabweans. The Zimbabwean dollar as well as the whole economy has been on free fall, collapsing like a sand castle. So who would want to be the captain of this sinking titanic?

“Ny sandan'ny ny ZIM androany [dôlara Zimbaboeana] dia 200 tapitrisa $ [millions] atakalo 1 £ [Livre Sterling Anglisy]. Tena marina e, 200 tapitrisa $ atakalo 1 £. Tsy dia misy natao hanaitra ny ankamaroan'ny Zimbaboeana izany. Ny Sandan'ny dôlara Zimbaboeana, sy ny harinkarena iray manontolo no indray nitotongana sy nirodana toy ny tilikambom-pasika [tra-drano]. Iza ary no maniry ho kapitenin'ity sambo “titanic” andalam-pirendrehana ity ?”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.