Comments on: Zimbaboe : Lalao tsy mety tapitra

By: Global Voices amin´ny teny malagasy » Shina : Tohanan’ireo mponin’ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan’i Zimbaboe
[...] Satria tsy mety tapitra ny krizy nateraky ny fifidianana tany Zimbaboe, sady izay koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana farany nafarana avy any Shina. Nahavelom-panontaniana ohatra ny fahatazanana ireo miaramila Shinoa any Mutare : hafiriana no hijanonany eto ary inona marina no andraikitr'izy ireo ? [...]