The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
War & Conflict, International Relations
Teny:
Malagasy, English

 

Ny blaogy This is Zimbabwe no miantso ny rehetra hanao hetsika hanoherana ny fanateran'ny sambo Sinoa fitaovam-piadiana any Zimbaboe :

Please can all those amazing people who have been following this issue - finding contact email addresses and brainstorming ideas - leave consolidated comments at the end of this post bringing us up to speed on what you have each done and have suggested. Once we’ve pulled all the threads together we should all be able to easily keep up with our progress by visiting this one post.

“Moa ve ireo olon-drehetra izay nanaraka ity raharaha ity - nitady adresy imailaka sy fikaon-doha hiposahan'ny hevitra - mba afaka mametraka hafatra amin'ny faran'ity lahantsoratra ity mba hanafaingana ny fifandraisantsika amin'izay zavatra efa nataontsika sy izay mbola hevitra naroso. Rehefa voavahavahantsika avokoa ireo kofehy rehetra dia ho moramora ho antsika kokoa ny manaraka izay fivoatry ny raharaha amin'ny alalan'ny famangivangiana ity lahantsoratra ity.”

Mpanoratra Ndesanjo Macha

1 hevitra

  1. Global Voices amin´ny teny malagasy » Shina : Tohanan’ireo mponin’ny Aterineto Shinoa ny varotra fitaovam-piadiana hoan’i Zimbaboe Miteny hoe:

    [...] koa i Robert Mugabe mifikitra amin'ny fitondrana, dia tsy mety mazava izay hiafaran'ilay sambo mirongo ireo fiadiana farany nafarana avy any Shina. Nahavelom-panontaniana ohatra ny fahatazanana ireo miaramila Shinoa [...]

Hamela valiny