The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Zimbaboe : Mofo sy Raozy

2008-04-19 @ 8:39 EDT · Mpanoratra Ndesanjo Macha

Nandika Tomavana · vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Mozika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Ny namana Fatso [Comrade Fatso] izay mpanakanto miblaogy no manolotra antsika sombiny amin'ny hirany farany Bread and Roses [Mofo sy Raozy], izay mivoaka any Zimbaboe :

The hit song from Comrade Fatso and Chabvondoka's new album, House of Hunger. Sung from the perspective of a vendor during Mugabe's vicious Operation Murambatsvina it is a call for Bread and Roses - Love and Dignity.

“Ity hira mavitrika indrindra notsongaina tamin'ny raki-kiran'i Comrade Fatso sy Chabvondoka, izay mitondrany lohateny hoe “Tranon-kanoanana” [House of Hunger]. Dia tantaran'ny mpivarotra iray mangataka mofo sy raozy - fitiavana sy fanajana ny maha-olombelona [azy], nandritra ny Operation Murambatsvina izay teti-dratsy nataon'i Mugabe.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.