Vaovao avy any Indonezia no nanambara fa nakarina ho amin'ny dingana ambony ny filazam-panairana manodidina ny tendrombohitra volkano Papandayan. Miorina 51 km atsimo atsinanan'ny tanàna fahatelo lehibe indrindra any Indonezia dia i Bandung ny volkano nefa misy mponina manodidina ny 3 000 000 eo ho eo ny mponina ao aminy.
- Firenena:
- Indonesia
- Lohahevitra:
- Vaovao Mafana, Voina, Tontolo_iainana, Ny maha-olona, Mpitsoa-ponenana, Vonjy & Fanampiana
- Teny:
- Anglisy














